Teny iditra (1/2) | 1 tondra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 Famindrana toerana zavatra entina miaraka amin' ny tena [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
9 root of miTONdra, itonDRAna [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 action de porter, de conduire [1.3, 1.5] 11 action de diriger [1.3] |
Ohatra |
12 Nefa samy ny tondra ny tafiny izy mianaka, fa tsy niaraka nandeha tsy akory [2.59] 13 Dia lasa nankeny Antaninarenina izahay mianakavy, sady hamangy ny lehibe ny tondra ny tafiky ny Farantsay [2.59] |
Teny iditra (2/2) | 14 tondra- (tondraka) |
Sokajin-teny | 15 endritenin' ny hoe tondraka |
Ohatra |
16 Ny maty no resy, fa ny velona manao tondra-dro [2.69#246] 17 dia ho amin' izay tany tondra-dronono sy tantely [2.996] 18 Tsy samorona atahorana tondra-drano Ikopa tamin' izay [2.470#6] |
Fivaditsoratra | 19 tandro-, tondra, tondra-, tandro-, tondra, tondra- |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16 |