Teny iditra (1/4) | 1 gidro |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Feon-javatra mifampikasoka ka midridridridry, mifandilotra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a creaking noise somewhat louder than dridridridry |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] grincement, le bruit du frottement, le craquement, le cri des rats |
Voambolana |
6 Feo |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 8 gidrogidro, gidroka |
Teny iditra (2/4) | 9 gidro |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.78] [Bara]
safiafy |
Teny iditra (3/4) | 12 gidro |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] Olona ratsy tarehy |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3] laid, figure de singe 16 [2.415] Se disait des gens laids |
Teny iditra (4/4) | 17 gidro |
Sokajin-teny | 18 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
19 [1.1] karazam-biby mitovitovy habe amin' ny saka saingy izy lava rambo ary ny tarehiny manana toetra ifandraisany amin' ny olona |
Fanazavàna teny anglisy |
20 [1.2] a grey species of lemur, the mongoose lemur. Lemur mongoz, L. Also loosely used for other species, as L. catta, Lepilemur mustelinus, etc. See amboanala. [Comp. Swa. ngedere, a species of monkey; Ar. qird, an ape.] 21 [1.7] any monkey-like creature 22 [2.233] crowned lemur (Eulemur coronatus) mongoose lemur (Eulemur mongoz) |
Fanazavàna teny frantsay |
23 [1.3] plusieurs espèces de makis, surtout le noir-gris. Prosienia mongoz 24 [1.54] maki (gris noir) 25 [1.8] singe ou lémurien 26 [2.233] lémur couronné (Eulemur coronatus) lémur mongoz (Eulemur mongoz) |
Ohatra |
27 Ny biby no mifanaretsaka ao, ny gidro sy ny namany ary ny voron-dia sy vorondreo. [2.895#] 28 Tsy maninona na mpanotrika izany, na mpaka kitay, na lambo, na gidro, na bibilava. [2.472#] |
Voambolana |
29 Haibiby: mampinono |
Zanakanarana |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
107 Ny Gidro |
Sary |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/21 |