Teny iditra | potraka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Lavo: Nisolafaka izy ka potraka Hevitra ohatra: Ny ketraka mora mivarina / Miroraka tonga kanosa; / Ny potraka nefa tafarina / Ireny ha olona kosa (Ny Avana) Nianjera: Potraka avy teny an-davarangana ilay zaza Miongana, mihem-boninahitra, nesorina amin' ny raharahany: Fatra-panao ny tsy rariny ny anao ka potraka [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Fallen, fallen away [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Tombé, déchu [1.8] | |||||||||||||||
Ohatra |
| |||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | kapotra, potraka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07 |