|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : mahalany

Ohabolana 1Afatotra maninton-tady, ampandehanina tsy afaka. [2.558]
Afatotra manito tady, ampandanin-tsy mahalany. [2.415]
Afatotra manito tady, ampandanin-tsy mahomby. [2.415]
Ampandehanina tsy mahomby, afatotra maninton-tady. [2.558 #186]
Dikanteny frantsayAttachés, ils tirent la corde pour aller manger plus loin ; et quand on leur donne à manger, ils ne peuvent pas achever leur ration. [2.415 #954]
Fanazavana frantsayAllusion aux veaux et autres animaux ; ce proverbe se disait des enfants qui s'amusent au lieu de faire le travail que les parents leur donnent à faire, et quand les parents les envoient dehors ils ne veulent pas sortir et font le travail qu' on leur avait donné ; il se disait aussi des enfants qui pleuraient pour obtenir quelque chose et n'en voulaient plus lorsqu' ils l' avaient obtenu. [2.415 #954]

Ohabolana 2Amboa momba mangaiña, sady tsy mahalany firaña no tsy mitahy miasa. [2.165]
Amboa momba mangarina : sady tsy mahatahy miasa tsy mahalany firana. [1.147 #A49]
Fanazavana malagasyAmboa miaraka amin' ny mpanao toaka: sady tsy mahalany firana no tsy manampy ny mpiasa. [2.165]

Ohabolana 3Aza manao ombin’ Imarovatana : sady mahalany ahitra iray lohasaha no mahalany mangahazom-bola folo ; nefa tsy hita izay taviny, fa ny kibony ihany no mihalehibe. [2.653, 2.415]
Aza manao ombin' Imarovatana : sady mahalany ahitra iray lohasaha no mahalany mangahazom-bolafolo, nefa tsy hita izay taviny, fa ny kibony no mihalehibe. [2.558]
Dikanteny frantsayNe soyez pas comme les boeufs d'Imarovatana : ils mangent à la fois l' herbe de toute une vallée et du manioc pour deux piastres et demie, et cependant on ne voit pas qu' ils engraissent, il n' y a que leur ventre qui grossisse. [2.415]
Fanazavana frantsaySe disait de ceux qui, malgré tous les soins, ne paient pas de retour. [2.415 #5432]

Ohabolana 4Mihambohambo tsy tia vary mohaka, fa mihinana ny masiso be herinandro. [2.165 #490]
Miangolangola tsy tia vary mohaka, ka homana ny masiso be herinandro. [2.415 #4694, 2.653 #1725]
Miangolangola tsy tia vary mohaka nefa mahalany masiso iray vilany. [2.558 #2259]
Dikanteny frantsayFaire semblant de ne pas aimer le riz à moitié cuit, et en manger qui est vieux d' une semaine. [2.165]
C' est un capricieux qui prétend ne pas aimer le riz cuit trop mou, et qui mange du riz rance cuit depuis une semaine. [2.415 #4694]
Fanazavana frantsaySe disait des fanfarons, des boudeurs, des gourmands. [2.415 #4694]

Ohabolana 5Ny avona mahalany zara. [2.415 #6018]
Dikanteny frantsayLa fierté fait perdre les occasions. [2.415 #6018]
Fanazavana frantsaySe disait des gens trop difficiles pour se marier. [2.415 #6018]

Ohabolana 6Ny be kibo mahalany hanina; ny mahery miantsena maharovi-damba ; ny mafy sofina mahabe vava. [2.415 #1676, 2.653 #2190, 2.558]
Dikanteny frantsayUn gros ventre épuise les provisions, de fréquentes visites au marché usent le lamba, des oreilles dures élargissent les bouches. [2.415 #1676]

Ohabolana 7Ny trosa mahalany fara. [2.653 #2452]

Ohabolana 8Ny trosa mahalany tanin-drazana. [2.653 #2453]

Ohabolana 9Ondrim-benty mahalany kolokolon-tsasanangy. [2.558 #3456]

Ohabolana 10Ondrin-tsikajy, nefa mahalany kolokolom-benty. [2.415 #2400]
Dikanteny frantsayMouton de douze sous pour lequel on dépense seize sous de soins. [2.415 #2400]
Fanazavana frantsaySe disait des gens qui dépensent plus que leurs revenus, font des dépenses disproportionnées. [2.415 #2400]

Ohabolana 11Pai-panorona mahalany andro. [2.653 #2588]
Pai-panorona manala andro. [2.558 #3475]

Ohabolana 12Sampin-kavia mahavery ny adala, saina tsy mionona mahalany harena. [2.558 #3825]

Ohabolana 13Tekotekon’ angitra : tsy mahalany vary fahiny raika. [1.147 #T62]

Ohabolana 14Varotra amponga an-tanàna, ka sady mahare ny feony no mahalany ny vidiny. [2.558 #4868]
Varotra amponga an-tanàna: sady mahare ny feony no mahalany ny vidiny. [2.165]
Dikanteny frantsayCelui qui vend un tambour dans son village même: il emploie l' argent, et en entend encore le son. [2.165]
Fanazavana frantsayDouble bénéfice! [2.165]

Ohabolana 15Velona narary tsy nahalany katiso, ka maty vao mahalany be. [2.415 #2936]
Velona narary tsy nahalany voamena, ka maty vao mahalany be. [2.415 #2936]
Dikanteny frantsayMalade, il ne dépensait pas quatre sous et voici qu' une fois mort, il dépense beaucoup. [2.415 #2936]
Fanazavana frantsaySe disait de ceux qui ne veulent pas faire de dépenses quand ils sont malades, leurs funérailles coûtent bien plus cher. [2.415 #2936]

Fizahan-teny