|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : mihena

Ohabolana 1Ataovy mitombo hoatry ny tohatr' omby fahavaratra, fa aza atao mihenamihena hoatry ny trafon' omby ririnina. [2.415 #2171]
Ataovy mitombo ohatra ny tohatr' omby fahavaratra, fa aza atao mihenamihena ohatra ny trafon' omby ririnina. [2.653]
Dikanteny frantsayFaites prospérer vos biens comme les mamelles des vaches qui se gonflent en été ; ne les laissez pas décroître comme la bosse du boeuf qui se ratatine en hiver. [2.415]

Ohabolana 2Mihena am-bilany, toa hena mahia. [2.415 #2211, 2.558 #2320, 2.653 #1771]
Dikanteny frantsayDiminuer dans la marmite comme la viande maigre qui se contracte. [2.415 #2211]
Fanazavana frantsaySe disait des biens qui diminuaient. [2.415 #2211]

Ohabolana 3Mihena an-toerana karaha fen' antitra. [1.147 #M112]

Ohabolana 4Mihena an-toerana toy ny kitozan-dRainibozaka. [2.415 #2212]
Dikanteny frantsayDiminuer sur place comme la viande boucanée de Rainibozaka. [2.415 #2212]
Fanazavana frantsayCe proverbe pouvait se dire de toute diminution ou contraction. [2.415 #2212]

Ohabolana 5Raha mamba sy voay no miady, aokahifandramatra, fa samy tompon' ny rano ary raha misy maty dia mihenamihena ny mpiandry fitàna. [2.558]

Ohabolana 6Tsy mitombo tsy mihenamihena toa lanitra. [2.165 #2174, 2.415 #3156, 2.558 #4753]
Dikanteny frantsayQui n' augmente ni ne diminue, comme le ciel. [2.165 #2174]
Qui n' augmente pas et ne diminue pas, comme le ciel. [2.415 #3156]

Fizahan-teny