|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : mivezivezy

Ohabolana 1Aza mivezivezy toy ny firaka. [2.165]
Mirenireny toy ny firaka atakalo. [2.653 #1814, 2.415]
Mivezivezy tahaka ny firaka atakalo. [2.558 #2519]
Dikanteny frantsayErrer çà et là, comme de la fausse monnaie dont personne ne veut. [2.415 #4015]
N' allez pas ci et là comme l' étain. [2.165]
Fanazavana frantsayC.à.d. une pièce de monnaie en étain ou en plomb. Personne n' en veut, bien qu' on l' offre partout. [2.165]

Ohabolana 2Izay tsy ampy ketsa, mivezivezy, izay very ondry manara-morona. [2.558 #1520]
Ny tsy ampy ketsa mivezivezy; ny very ondry manara-morona ; ny tsy an-trano vady miherikerika. [2.415 #5817, 2.558 #3345, 2.653 #2518]
Dikanteny frantsayCelui qui n' a pas assez de plants de riz pour sa rizière, erre de tout côté ; celui qui a perdu une brebis, suit les bords de la rivière ; celui dont la femme n' est pas à la maison, tourne la tête de tout côté. [2.415 #5817]
Fanazavana frantsaySe disait des gens préoccupés, des âmes en peine. [2.415 #5817]

Ohabolana 3Manjenjem-poana sahala amin' ny valala manatody. [2.558 #2118]
Manjenjem-poana toy ny valala azon' ody. [2.165 #1035]
Manjenjem-poana, toy ny valala manatody. [2.653 #1622, 2.415]
Mivembena foana tahaka ny valala manatody (mivezivezy etsy sy eroa). [2.558 #2517]
Dikanteny frantsayErrer çà et là comme les sauterelles qui pondent et s' écartent des autres. [2.415 #3034]
Errer çà et là sans raison comme les sauterelles auxquelles on a jeté un sortilège. [2.165]
Fanazavana frantsaySe disait des mauvais sujets qui vivaient à l'écart, et qu'on ne pouvait pas trouver pour la corvée. [2.415 #3034]

Ohabolana 4Miriorio foana ny angidina fa any anaty rano ihany no iafarany. [1.1]
Miriorio foana ny angidina, fa any an-kady ihany ny iafarana. [2.653]
Miriorio foana ny angidina, fa any an-kady ihany no farany. [2.165 #857]
Miriorio foana ny angidina, fa any an-kady ihany no hiafarana. [2.974 #220]
Miriorio foana ny angidina fa any an-kady ihany no hiafarany. [2.558 #154]
Miriorio foana ny angidina, fa any an-kady ihany no iafarana. [2.415 #4016]
Mivezivezy hoatry ny rano miriorio hoatry ny angidina. [2.415 #3043]
Mivezivezy ohatra ny rano; miriorio ohatra ny angidina. [2.165]
Mivezivezy toa rano, miriorio toa angidina. [2.558 #2521]
Fanazavana malagasyNa inona na inona atao, ny hiafarana dia any amin' izay efa faleha araka ny fombany avy ihany. [1.1]
Dikanteny frantsayAller de côté et d' autre comme un cours d' eau, rôder comme une libellule. [2.165]
Errer de côté et d' autre comme l' eau, rôder comme une libellule. [2.415 #3043]
La libellule vole çà et là en vain, car elle finira quand même dans le fossé. [2.165]
La libellule voltige à droite et à gauche, mais elle finira par le fossé. [2.974 #220]
Les libellules ont beau errer partout, elles finissent bien par aller dans le fossé. [2.415 #4016]
Fanazavana frantsayIl faut travailler. [2.415 #3043]
Se disait des marchands qui finissent par revenir dans leur patrie ; se disait aussi de ceux qui, après bien des errements, reviennent dans leur famille. [2.415 #4016]

Ohabolana 5Mivezivezy, tahaka ny tsaramaso am-bavan’ antitra. [2.653 #1919]
Mivezivezy tahaka ny voanjo am-bavan' antitra fa sady tsy malemin' ny rora no tsy toron' ny akanjo-nify. [2.558 #2520]
Mivezivezy tahaky ny tsaramaso am-bavan' antitra. [2.415 #1841]
Dikanteny frantsayAller et venir comme les haricots dans la bouche d'un vieillard qui n' a plus de dents. [2.415 #1841]
Fanazavana frantsaySe disait des gens tumultueux, de ceux qui allaient et venaient, donnaient ordres sur ordres. [2.415 #1841]

Ohabolana 6Tsy satrin' ny mpiasa ny ho be herikerika, fa ny mpanatitsakafo no mivezivezy. [2.558 #4790]
Tsy satrin' ny mpiasa ny miherikerika, fa ny mpitondra hanina no mivezivezy. [2.415 #3422]
Tsy satrin’ ny mpiasa no miherikerika, fa ny mpitondra hanina no mivezivezy. [2.653 #3577]
Dikanteny frantsaySi le travailleur des rizières se retourne, ce n' est pas qu' il le veuille, mais c' est que le porteur de vivres rôde çà et là. [2.415 #3422]
Fanazavana frantsaySe disait des envoyés qui changent les termes de la commission : ce n' est pas la commission qui veut être changée mais c' est le commissionnaire qui la change. [2.415 #3422]

Fizahan-teny