Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : mpanihika
|
|
|
Ohabolana 1 | Izay miara-dia amin' ny mpanihika no maimbo lanin-trondro. [2.415 #5183]
|
Dikanteny frantsay | Qui va avec les pêcheurs de poissons au panier, rapporte l' odeur du poisson. [2.415 #5183]
|
Fanazavana frantsay | Analogue au français : dis-moi qui tu fréquentes et je te dirai qui tu es. [2.415 #5184]
|
|
|
Ohabolana 2 | Manan-jara izay maro anaka, fa tsy ilaozan' izay hahavelo-maso, na lahy na vavy : ny vavy mpanihika, ny lahy mpihalo-poza, ary ny zafy mpaka volo fotsy. [2.415]
|
Dikanteny frantsay | Heureux les parents qui ont beaucoup d' enfants : ils ne sont pas abandonnés par leurs héritiers, garçons ou filles ; les filles prennent des poissons avec leurs paniers, les garçons prennent des crabes et les petits-fils enlèvent les cheveux blancs. [2.415 #882]
|
Fanazavana frantsay | Se disait des familles nombreuses. [2.415 #882]
|
|
|
Ohabolana 3 | Miaraka amin' ny mpanihika ka feno lanin-toho. [2.165 #2297]
|
|
|
Ohabolana 4 | Mpanihika ka manadino tandroho; mpianala ka manadino famaky; mpitifitra ka manadino bala. [2.165 #1724]
Mpanihika manadino tandroho, mpianala manadino famaky, mpitifitra manadino basy : andao hiverina fa rahampitso manaraina. [2.558 #2594]
|
Dikanteny frantsay | Être pêcheur (au panier) et oublier son panier; être bûcheron et oublier sa hache; être tireur et oublier ses balles. [2.165]
|
|
|
Ohabolana 5 | Salasala ohatra ny tongotry ny mpanihika : sady manosika no mamerina. [2.165, 2.558]
|
Dikanteny frantsay | Douteux, comme les pieds de celui qui pêche au panier, tantôt il les avance et tantôt il les recule. [2.165]
|
Fanazavana frantsay | La pêche au panier se pratique dans certains bas-fonds et dans les rizières marécageuses. [2.165]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|