Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : vatsy | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Aiza ny ala no eto Ankeramadinika dia lany vatsy sahady. [2.558]
Aiza no ala no Ambatomanga no lany vatsy ? [2.165 #1983, 2.415 #4014] Mbola aiza ny ala no vao eto Ambatomanga dia lany vatsy. [2.558 #2222] Mbola aiza no ala, no vao eto Ambatomanga ka lany vatsy ? [2.415 #4014, 2.653 #1699] Sao vao eo Ambatomanga, ka lany vatsy sahady. [2.415 #2404] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Être à peine à Ambatomanga, près de Tananarive, et avoir déjà dépensé ses provisions de voyage. [2.415 #2404]
La forêt n' est-elle pas encore bien loin, et déjà vos provisions sont épuisées à Ambatomanga ? [2.415] Où donc est la forêt, pour qu' arrivé à Ambatomanga, vous n' ayez déjà plus de provisions de voyage? [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ambatomanga était une ville sur la route de l' est qui était la route de la forêt ; ce proverbe se disait de ceux qui ne savent pas épargner. [2.415]
Il s' agit de quelqu' un de Tananarive se rendant à la forêt de l' Est; il n' est qu' à Ambatomanga, c.à.d. seulement à peu près à mi-chemin, et pourtant il a déjà mangé toutes ses provisions! [2.165] Se disait des jeunes gens dissipateurs et imprévoyants. [2.415 #2404] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Izay iray vatsy iray aina. [2.653 #1181, 2.974 #407] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ceux qui ont le même viatique partagent le même sort. [2.974 #407] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Manao Rangahy nianala, ka maty antoka ny vatsy. [2.415 #1834]
Rangahy nianala : fanoto no zaka, maty antoka ny vatsy. [2.653 #2745, 2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Vieillard qui est allé à la forêt : il ne peut porter qu' un pilon et il en est pour ses frais de voyage. [2.415]
Vieux qui va à la forêt chercher du bois à vendre : il en est pour les frais du voyage. [2.415 #1834] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui allaient trafiquer au loin et étaient obligés de dépenser tout leur profit en frais de voyage. [2.415 #1848]
Se disait du gagne-petit dont les bénéfices ne suffisent pas à couvrir les frais du voyage, du commerçant qui va chercher profit au loin et dépense tout en frais de route. [2.415 #1834] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Mandringa be vatsy ka izay harivan' ny andro no handriana. [2.558 #139] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Ny kibo tsy mba lamosina. [1.1]
Ny kibo tsy mba lamosina ary ny tsinay tsy mba vatsy. [2.558 #197] Ny kibo tsy mba lamosina; tsinay tsy mba vatsy; enti-miady an-dilana. [2.653 #2286] Tsinay tsy mba vatsy, kibo tsy mba lamosina. [2.165 #1985] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa tsy maintsy misakafo mba hahavelona azy ny kibo, ka araka izany, raha misy atao na ampanaovin' olona na ataon' ny tena samy irery, izay tokony hivelomana tsy azo hadinoina. [1.1]
Ny tiana holazaina amin' izany dia ny hoe: malemilemy ny kibo fa tsy mba mafy sahala amin' ny lamosina, hany ka tsy mba maharinoana. (Matetika io ohabolana io no tovonana tapany manao hoe: ny tsinay tsy mba vatsy). [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les intestins ne sont pas des aliments (litt. provisions de voyage), le ventre n' est pas le dos. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Proverbe souvent employé pour marquer la nécessité qu' il y a de manger, d' avoir des moyens d' existence suffisants. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Ny soa atao no orim-bato, aty ny soa azo no vatsy zairina. [2.415 #2970] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le bien qu' on fait est comme une pierre fichée en terre pour perpétuer un événement, et le bien qu' on reçoit est un sac de provisions bien cousu. [2.415 #2970] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Un bienfait nest pas perdu. [2.415 #2970] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Ny tsinay tsy mba vatsy ; ny kiho tsy mba lamosina. [2.653] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Sakafon-tsorohitra ka Sakafon-tsorohitra, ka an-dalana ihany. [2.653] Sakafon-tsorohitra (na vatsy) ka eny an-dalana ihany. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Tsy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | On ne peut racheter ni par le corps ni par la beauté du visage : celui qui a peu de provisions est toujours inférieur aux autres. [2.415 #1728] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Vatsy sakaizan' ny lalana, angady sakaizan' ny asa. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Vatsy tsy miohatra ny marina, soa tsy miohatra ny vola. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||