Teny iditra (1/4) | 1 anina |
Fototeny | 2 any |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Betsimisaraka]
atao |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to be prepared, as yarn for the loom. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#48] que l'on ourdit |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/4) | 11 anina |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] enti-milaza fiatoana, fijanonana fa afa-po; fitsaharana tsy mandroso intsony |
Fanazavàna teny anglisy |
14 [1.2] See onona, tony |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3] halte, arrêt, cessation, repos, action de se contenter de |
Sampanteny |
|
Teny iditra (3/4) | 20 an~ina |
Sokajin-teny | 21 tsirinteny saradroa [Fitanisana] |
Teny iditra (4/4) | 22 añina |
Sokajin-teny | 23 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
24 [1.78] [Taimoro, Bezanozano, Sihanaka]
rivotra 25 [1.78] [Betsimisaraka] rivotra malemy 26 [1.1] Rivotra mitsoka amin' ny faritra amoron-dranomasina. |
Fanazavàna teny anglisy |
27 [1.2] [Provincial]
breeze, wind. [Mal. angin.] |
Voambolana |
28 Haitoetrandro |
Kamban-teny |
|
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Fivaditsoratra | 53 añany, anany, anina, añina, an~ina, inana, nanai, niana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |