|
|
|
|

Teny iditra1  batatas    
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: espèce ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
4  Ipomoea batatas  ambizo, anantaraona, anantarohana, bageda, bariaho, batata, bege, bela, bele, belena, belity, bemavo, bokala, bolidy, bolody, bonaka, borokay, gogavory, gogika, hoda, ikalamongo, kalafotsy, kalamanja, kalamavo, kalamena, kalamongo, kalandolaña, kalavory, kambara, kambo, kelemena, keliebo, keliladina, kelimena, kelimongo, kirangomena, ladim-bomanga, lohafinjo, mandady, mbizo, ovihazo, ovimanga, ovozao, ovy, rahoda, rahodaka, tanambizo, toñàña, tongotrakoho, tsidinambotofotsy, tsimanga, tsomanga, vihazo, vomanga, vorondro

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/04