Teny iditra | 1 karama |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Vola amena ny olona miasa ho an' ny tena: ariary zato no karama nomeko azy niasa ny tanimbariko Vidin' ny asa atao: Dimy arivo no karamany isam-bolana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] wages |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] salaire, traitement |
Ohatra |
6 Hoy izy mantsy ilay mpandoa karama. [2.472#] 7 Be karama angamba, fa tsy maro mpanaja. [2.245#] 8 Niandry ny fisondrotan-karama ny mpiasa. [2.499#] |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 14 tamby, vava vola, vidin-katsembohana, vidin' aina, valin-kasasarana, takalom-patsa vidim-pihinanana, fihinanana, sakafo, fivelomana, kapoaka, vidin-jiro, hasin-tanana, falim-po, fankasitrahana |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny karama io |
Lahatsoratra |
21 Randzavola: karama ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 22 kamara, karama, makara, Ramaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |