|
|
|
|

Teny iditra 1  tia
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 Manana fironana na firaiketana amin-javatra na olona iray: Tia an' io saka io izaitsizy i Naivo
4 Mahatsiaro ho voasintona tsy hisaraka aman' olona iray, izay na ho an-tena, hasian-tsoa ary hahafoizan-javatra na hahafoizan-tena mihitsy aza: Tsy misy tsy tia ny zanany, na ny biby aza
5 Mahatsiaro hafinaretana amin-javatra iray: Tia hira malahelohelo ny zandriko / Tia ny mitsangantsangana eny amoron-dranomasina izy
6 Mahazoazo, mankafy: Tia akondro fatratra Rangahy vadin-dRazanany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to love, to like [1.2#6441.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 aimer [1.3, 1.8]
9 affectionner, vouloir, désirer, agréer, approver [1.3]
Haiendriteny 
10  Tsotra :
11  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  28  Ontam-po
Mpanahaka  29  mandala, 30  mankafy, 31  mankamamy, 32  mankasitraka, 33  miraikipitia, 34  miraikipo, 35  mirona
Fikambanana  36  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 29 misy ny teny how tia
Ohabolana  37  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  38 aty, atỳ, 39 ita, 40 tay, tia

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/25