|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  soratra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Marimarika isan-karazany azo vakina: Saro-bakina ny soratr' ity zaza ity
4  Filazana an-tsoratra: Misy soratra milaza hoe tsy azo aleha ao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  écriture, dessins quelconques, lignes, traits, figures, marque, peinture [1.3#632]
6  pour les plantes : marques diverses qu'elles peuvent porter [1.196]
Ohatra  7  Betsaka ny soratra mitahiry sy mitantara fahorian' olombelona. [2.472]
8  Izany tantara izany dia voa soratra amy ny teni-gasy; [2.48]
Haiendriteny 
9  Tsotra :
10  Tovonana :
Sampanteny 
11  Matoantenin' ny mpanao :
12  Matoantenin' ny iharana :
13  Matoantenin' ny fameno :
14  Anarana :
15  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaran' olona 
Anaran-toerana 
Lohateny 
Ohabolana  35  Ohabolana misy io teny soratra io

Teny iditra (2/5)36  soratra
Sokajin-teny  37  anarana
Fanazavàna teny malagasy  38  Dihy miara-be fanao taloha raha misy hasoavana malaza [1.1]

Teny iditra (3/5)39  soratra
Sokajin-teny  40  anarana
Fanazavàna teny malagasy  41  tromba na aretina vokatry ny tromba mbola tsy tafavoaka [Sihanaka] [1.78]
Voambolana  42  Fahasalamana

Teny iditra (4/5)43  soratra
Sokajin-teny  44  anarana
Fanazavàna teny frantsay  45  Nom donné aux plantes dont les feuilles ont des nervures bien dessinées ; surtout : Strychnos diplotricha Leeuwenb. (Loganiaceae). [1.196]
Voambolana  46  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (5/5)48  Soratra
Sokajin-teny  49  anaran-tsamirery (olona)
Ohatra  50  Ary milalao i soratra sy Matsatso [2.48#207]
Voambolana  51  Fivavahana, finoana
Tsipelina hafa  52  rasoratra, rasoratra
Tsanganana sy sary iray takila  53  Fitanisana
54  Ny sampy taloha

Fivaditsoratra  55  sarotra, Soratra, soratra, tsarôra, sarotra, Soratra, soratra, tsarôra

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16