| Kamban-teny (95) |
1 am-pamatonan-dalana 2 andalambary 3 andalan-dohavy 4 ara-ben-dalana 5 diso lalam-piainana 6 diso lalana 7 fandikalalana 8 fanoitram-panalalahana ny lalantaratasy 9 fanomezan-dalana hanefa 10 fanontaniana tari-dalana 11 fiantsonan-dalamby, 12 fiaran-dalamby 13 fiara tsimifidilalana 14 fitarihan-dalana 15 gadran-dalana 16 hidin-dalana 17 hitsadalamby 18 hitsin-dalana 19 kalesin-dalamby 20 kihon-dalana 21 kitay telo an-dalana 22 kitsotsolalana 23 lala-masaka 24 lala-maty 25 lalambe 26 lalamby 27 lalam-bitsika 28 lalam-boahangy 29 lalam-paritra 30 lalam-pirenena 31 lalam-po 32 lalana antenantenany |
33 lalana ava 34 lalana azon' ny fiara aleha 35 lalana ira 36 lalana madisa 37 lalana mankamin' ny fampandrosoana 38 lalana rarivato 39 lalana tany 40 lalana tara 41 lalana voarakotra vatokely 42 lalandava 43 lalan-dra 44 lalan-drano 45 lalan-drivotra 46 lalan-kanina 47 lalan-kaotra 48 lalan-kely 49 lalan-kitan-kisoa 50 lalan-kizorana 51 lalan-kombana 52 lalan' ny hazofijaliana 53 lalantaratasy 54 lalan-tokana 55 lalan-tongotra 56 lalantsara 57 lalan-tsoavaly 58 loha lalana 59 mahaleha lalana 60 mahalia lalana 61 mahatokan-dalana 62 mahazo lalana 63 mamono lalana 64 manao hitsin-dalana |
65 manao lalan-kitan-kisoa 66 mandrefy lalana 67 mandry lalana 68 mangata-dalana 69 manome lalana 70 mbay lalana 71 miandry lalana 72 midongy an-dalana 73 mifanindran-dalana 74 misava lalana 75 mitaridalana 76 mizo-dalana 77 moron-dalana 78 ny lalana mody no nasiany olona 79 ny ratsy tsy kely lalana 80 sampanan-dalana 81 saran-dalana 82 sava lalana 83 torolalana 84 tsy mandry lalana 85 tsindrona an-dalandrà 86 vaky lalan-kaotra 87 vaky lalantsara 88 vakin-dalana 89 vakin' ny lalana 90 vava lalana 91 velaran-dalana 92 vody lalana 93 zanadalana 94 zaza mahalia lalana 95 zaza mahatokan-dalana |
| Anaram-biby (2) | 96 fandika lalana | 97 takadalana |
| Lohateny (4) |
98 Lasa nialoha lalana 99 Ny lalam-piainan' i Md Louis de Montfort 100 Ny lalana nombako 101 Tari-dalam-pifandraisana |
| Kamban-teny (30) |
102 antony ara-dalana 103 ara-dalàna 104 araka ny lalana 105 araka ny lalana eken' ny fanahy 106 fehezan-dalàna 107 lalam-bady 108 lalam-panjakana 109 lalam-panorenana 110 lalàm-pitondran-tena 111 lalana ara-potoana |
112 lalana binômialy 113 lalana fototra 114 lalana laniera 115 lalana lasitra 116 lalàna maty 117 lalana momba ny fitondrana 118 lalanan' ny fahasalamana 119 lalanan' ny tolotra sy ny tinady 120 lalana siantifika 121 lalàna velona |
122 lalan' i faraday 123 lalan' i ohm 124 mamoaka lalàna 125 manara-dalàna 126 mandika lalàna 127 mpahay lalàna 128 olona mahay lalàna 129 sisika ara-dalàna 130 tsy tan-dalàna 131 zaza mahary tanàna |
| Lohateny (5) |
132 Didy aman-dalana manan-kery ampiharina amin'ny Fifidianana 133 Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana 134 Lalam-panorenana ho an' ny Repoblika fahefatra 135 Lalana velona didy nangonina momba ny kadasitra malagasy 136 Volavolan-dalampanorenana |
|
|