Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : itsipihana
|
|
|
Ohabolana 1 | Intelo maty hoatry ny vay notsinaingok' akoho : ny vay manonitra, ny akoho matin-toraka, ary ny sinibe vaky nitsipihan' ny vato. [2.415 #2601]
Intelo maty hoatry ny vay voatsaingok' akoho : ny vay manonitra, ny akoho maty voatoraka, ary ny sinibe vaky nitsipihan' ny vato. [2.415 #2601]
Intelo maty ohatra ny vay voatsaingok' akoho : ny vay manonitra, ny akoho maty voatoraka, ny sinibe vaky nitsipihan' ny vato. [2.653, 2.558]
|
Dikanteny frantsay | Trois malheurs à la fois, comme le furoncle becqueté par la poule : le furoncle s' enflamme, la poule est tuée d' un coup de pierre, et la cruche est cassée par le ricochet que fait la pierre. [2.415 #2601]
|
Fanazavana frantsay | Se disait des gens victimes de trois malheurs à la suite. [2.415 #2601]
|
|
|
Ohabolana 2 | Ny tenainy leo ihany, fa ny itsipihany no tsy toha. [2.653]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|