|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : tsindrahaka

Ohabolana 1Aza manambaka lahy tahaka ny tsindrahaka: ka ny lahy indray no mibaby anaka. [2.653 #411]
Aza manambaka lahy tahaky ny tsindrahaka, ka ny lahy indray no mibaby anaka. [2.415 #1611]
Dikanteny frantsayNe trompez pas l' homme et ne trichez pas, comme chez les cancrelats aquatiques où ce sont les mâles qui portent les petits sur le dos. [2.415 #1611]
Fanazavana frantsayIl faut laisser à l'homme ses occupations, et à la femme les siennes. [2.415 #1611]

Ohabolana 2Mahia tsy marary hoatry ny tsindrahaka an-tatatra. [2.415 #2799]
Tsindrahaka an-tatatra, ka mahia tsy marary. [2.558 #289]
Tsindrahaka an-tatatra : mahia tsy marary. [2.415 #1726, 2.653 #3309]
Dikanteny frantsayCancrelat aquatique qui habite les canaux des rizières : il est maigre sans être malade. [2.415 #1726]
Fanazavana frantsaySe disait des gens qui sans être malades, étaient très maigres. [2.415 #1726]

Ohabolana 3Tsikovoka am-bodo : matavy tsy mifahy. [2.415]
Tsikovoka an-dobo: matavy tsy afahy. [2.165 #1435]
Tsikovoka an-dobo: matavy tsy afahy; tsindrahaka an-tatatra, mahia tsy marary. [2.165]
Tsikovoka an-dobo : matavy tsy mifahy. [2.558 #4429, 2.653 #3301]
Dikanteny frantsayDytiques de réservoir : ils sont gras, sans être mis en parc pour être engraissés. [2.415 #4617]
Un dytique dans une mare: il s' est engraissé tout seul; un cancrelas aquatique dans une rigole: il est maigre sans être malade. [2.165]
Un dytique dans une mare: il s' est engraissé tout seul. [2.165]
Fanazavana frantsayQui profite bien. [2.415 #4617]

Fizahan-teny