Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : tsinona | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Aza manary tena homan-katsa-maina, nefa tsy vazana tsinona. [2.415 #6272, 2.653 #560]
Aza manary tena : tsy Aza manary tena: tsy vazan-tsinona, ka homan-katsa-maina! [2.165 #933] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne vous exposez pas en mangeant des grains de maïs secs, lorsque vous n' avez pas de dents. [2.415 #6272]
Ne vous faites pas du mal à vous-même: n' ayant pas de molaires, comment voudriez-vous manger du maïs sec et dur! [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ne vous lancez pas dans une affaire que vous serez incapable de mener à bien. [2.415 #6272] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | No dia tsy manana tsinona, ka no dia manao andevolahy mampirafy ka | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Alors que vous êtes sans aucune ressource, pourquoi faites-vous comme l' esclave qui a plusieurs femmes et augmente ainsi son travail ? [2.415 #1430] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | La polygamie appauvrit car il faut nourrir plusieurs femmes. [2.415 #1430] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Toy ny varialoha: mahatra-po fa tsy mahavita taona. [1.1]
Vary aloha : mahafatra-po fa tsy mahavita taona. [2.558 #4870] Vary aloha ny an' ialahy, mahatra-po, fa tsy mahavita taona tsinona. [2.415 #5943] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny zavatra izay mahavonjy amin' ny fotoana iray, fa tsy mahafapahasahiranana maharitra. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Votre riz est du riz de la première saison : il calme la faim et satisfait les désirs en attendant l' autre, mais il ne suffit pas pour l' année. [2.415 #5943] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ce qui satisfait un moment, mais ne dure pas ; se disait du mensonge qui est bientôt découvert et devient nuisible. [2.415 #5943] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||