Teny iditra | 1 lokanga hisatra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zavamaneno kilalaon-jaza natao tamin' ny zozoro maina anankiroa tokony ho irain-jehy mahery kely, ka iny zozoro iny ihany no nosokirina hahazoana tadiny |
Voambolana |
4 Kilalao 5 Feon-kira: zavamaneno |
Singan-teny | 6 lokanga, hisatra |
Kamban-teny |
|
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28 |
![]() |