Teny iditra añindambo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-drivotra miendrika tadio kely manao faribolana tokony ho efatra metatra ny savaivony, ka rava na simba da holo ny zavatra amin' io faritra io; ataon' ny olona koa hoe aninangatra [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra añinangatra
Renianarana rivotra
Anarana iray reny alapoie, ambarao, ampalo, ampela, añimbaratra, añina, añintafara, fandohotse, radraty, rambondanitra, raorao, rea, sikilaonina, sobe, tadio, tafio-drivotra, tafiotra, tsitoly, varatraza, variona

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19