Teny iditra | tafio-drivotra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-drivodoza [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A high wind, a hurricane [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Grand vent, cyclone [1.8] | |
Ohatra | Maizina dia maizina ny alina tamin'izay, fa nifofofofo ny tafiodrivotra
[2.324] | |
Voambolana | Haitoetrandro | |
Teny fotony | tafioka, rivotra | |
Renianarana | ||
Anarana iray reny | ||
Lahatsoratra | Randzavola: tafio-drivotra ao amin' ny Baiboly | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |
![]() |