Teny iditra | añimbaratra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anina avy avaratra; karazan-drivotra mitsoka amin' ny fararano, manambara fiavian' ny oram-be [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] A breeze from the north [1.2] | |
Voambolana | Haitoetrandro | |
Renianarana | ||
Anarana iray reny | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19 |
![]() |