Teny iditra radraty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Rivotra mafy avy any avaratra, mifanohitra amin' ny fandohotse avy any atsimo [1.1]
Voambolana 
Renianarana rivotra
Anarana iray reny alapoie, ambarao, ampalo, ampela, añimbaratra, añina, añindambo, añintafara, fandohotse, rambondanitra, raorao, rea, sikilaonina, sobe, tadio, tafio-drivotra, tafiotra, tsitoly, varatraza, variona

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19