Teny iditra | sikilaonina | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [fr. cyclone] Rivo-mahery avy amin' ny tsindrin' ny atmosfera amin' ny toerana iray ka mampisondrotra ny rivotra manodidina azy, izay misangodina mifindra hatrany manaraka ilay toerana mifindrafindra koa; manimba izay rehetra sendra azy ilay rivotra mitambolina; rivo-doza [1.1] | |
Voambolana | Haitoetrandro | |
Renianarana | ||
Anarana iray reny | ||
Ny fihaviany | Anglisy: cyclone (a), wind (a). Frantsay: cyclone (un), vent (un). | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19 |
![]() |