|
|
|
|

Teny iditra sobe
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Rivotra mitsoka tampoka eny ampovoan-dranomasina na eny ampovoan-drenirano miteraka ranomody lalina mety hampidi-doza ny lakana sendra voahodidina ao anatiny [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19