Teny iditra | rambondanitra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Rivotra mifofofofo indray mandeha, dia toa mitsangana ary mihodinkodina an-toerana no sady mifindra toerana, ka izay voafaoka ao anatiny (vovoka, ravinkazo, poti-javatra madinika...) dia entiny misangodina miaraka aminy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [ rambin-danitra ] A water-spout [1.2] | |
[ rambin-danitra ] A waterspout, the funnel of a tornado [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | [ rambin-danitra ] Trombe [1.8] | |
Voambolana | Haitoetrandro | |
Singan-teny | rambo ; lanitra | |
Renianarana | ||
Anarana iray reny | ||
Mpanahaka | alapoie ~ ambarao ~ ampalo ~ ampela ~ animbaratra ~ añina ~ añindambo ~ añintafara ~ fandohotse ~ radraty ~ raorao ~ rea ~ sikilaonina ~ sobe ~ tadio ~ tafio-drivotra ~ tafiotra ~ tsitoly ~ varatraza ~ variona | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny rambondanitra io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/11 |
![]() |