Teny iditra | variona | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Rivotra avy andrefana any amorontsiraka atsinanana; ny avy atsimo atao hoe anintafara [1.1] | |
Voambolana | Haitoetrandro | |
Renianarana | ||
Anarana iray reny | ||
Fivaditsoratra | an' arivo, aravony, arivano, arivona, avarino, avorina, irovana, Ranaivo, ranovay, Rianavo, variona, voarina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19 |
![]() |