Teny iditra | añintafara | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Rivotra mitsoka any amoron-tsiraka amin' ny ririnina, avy atsimo mianavaratra na avy atsimo andrefana mianavaratra atsinanana ka mitondra orana; maharitra eo amin' ny hateloana eo ny orana, fa nt' andro ratsy mitohy herinandro; ny anintafara dia amantaran' ny mpanjono ny fiavian' ny zompona [1.1] | |
[Tambahoaka] Rivotra mahery [1.78] | ||
Voambolana | Haitoetrandro | |
Renianarana | ||
Anarana iray reny | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19 |
![]() |