|
|
|
|

Teny iditra 1  manohitra
Fototeny  2 tohitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miady mba tsy ho resy: Nanohitra taminkerimpo ny tafika
9 Manda tsy hanaraka: Manohitra ny fakampanahy
10 Misakana: Manohitra izany fanambadiana izany aho
11 Mifandaka amy: Manohitra ny lalàn' ny zavaboary izany [1.1]
12 manao zavatra mifanipaka amin'ny an'ny hafa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  13 contrarier [1.13]
Ohatra  14  Koa raha manohitra izy dia miady. [1.436#]
15  Izay manohitra afatory, agigigigio; [2.357#]
16  Kanefa misy setriny manohitra izany. [1.38#821]
Mpanahaka  17  mamaly, 18  manao valy boraingona, 19  manao valy boribory, 20  manao valy matevina, 21  manao vato manoha riana, 22  manao vola manoha randrana, 23  mandà, 24  mandrava laka, 25  maniho, 26  manipaka, 27  manohana, 28  manosibohon-tanana, 29  mianjona, 30  mibohy, 31  mibohika, 32  mibohitra, 33  midrikina, 34  mihenahena, 35  mihifika, 36  mihirihiry, 37  mikahankahana, 38  mikibohitra, 39  misitra, 40  mitohitra, 41  mitsipaka, 42  mitsivalana
Fikambanana  43  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe manohitra
Ohabolana  44  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  45 mahonitra, manohitra, 46 matrohina, 47 motrahina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22