Teny iditra | voavola (voa, vola) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anaram-piravaka voahangy na volamena na an-kosotra [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Nom d'une perle [1.3] | |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny vakana malagasy | |
Fivaditsoratra | voalavo, voavalo, voavola |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |