Teny iditra |
manohitra
(tohitra)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Miady mba tsy ho resy: Nanohitra taminkerimpo ny tafika Manda tsy hanaraka: Manohitra ny fakampanahy Misakana: Manohitra izany fanambadiana izany aho Mifandaka amy: Manohitra ny lalàn' ny zavaboary izany
[1.1]
|
| Manao zavatra mifanipaka amin'ny an'ny hafa [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Contrarier [1.13]
|
Ohatra |
1 | Koa raha manohitra izy dia miady.
[1.436]
|
2 | Izay manohitra afatory, agigigigio;
[2.357]
|
3 | Kanefa misy setriny manohitra izany.
[1.38]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manohitra |
Ny lasa : |
nanohitra |
Ny hoavy : |
hanohitra |
Filaza mandidy : |
manohera |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|