Teny iditra |
matahotra
(tahotra)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mahatsiaro ny tena ho manahinahy eo anoloana na eo am-pieritreretana loza iray na olona na zavatra tsy sahy hatonina: Matahotra an-drainy mafy Isambilo fa nisy ratsy nataony
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To be afraid of [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Craindre, être craintif [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
matahotra,
mataho- |
Ny lasa : |
natahotra,
nataho- |
Ny hoavy : |
hatahotra,
hataho- |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana |
|