| Teny iditra (1/2) | 1 ampongabe |
| Singan-teny | 2 amponga, 3 be |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Amponga misy hoditra roa, velezin' ny tanana havanana amin' ny tsorakazo sahabo ho vehana nasiana lamba bokony eo amin' ny tendrony ilany; ampiarahina mandrakariva amin' ny langorona
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 grosse caisse
[2.415] |
| Voambolana | 7 Feon-kira: zavamaneno |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Ohabolana | 130 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 131 ampongabe |
| Singan-teny | 132 amponga, 133 be |
| Sokajin-teny | 134 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
135 la pièce de cinq francs à l'effigie de Charles X, et celle à l' effigie de Napoléon III, parce que les armes gravées au verso ressemblaient à une grosse caisse
[2.415] |
| Voambolana | 136 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/01/14 |
|