Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : atositosika | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Aza atao fitia varavarana, tiana ihany fa atositosika. [2.165 #217]
Aza atao fitia varavarana : tiana ihany fa natositosika. [2.558 #388] Aza atao fitia varavarana: tiana ihany, ka Aza atao fitia varavarana : tiana ihany ka atositosika. [2.415 #5071, 2.653] Fitia varavarana : tiana ihany fa atositosika. [2.558 #1183] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | N' aimez pas comme on aime une porte: on l' aime et pourtant on la pousse tantôt d' un côté tantôt de l' autre. [2.165]
Ne pas aimer comme on aime la porte : on la repousse sans cesse. [2.974 #8] Que vos affections ne ressemblent pas à la porte : on aime bien la porte, mais on la pousse et repousse à chaque instant. [2.415 #5071] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des liaisons rompues et reprises. [2.415 #5071] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Aza atositosika ny ondry botry, fa tsy fantatra izay hanao kambana. [2.558 #433, 1.1]
Aza atositosika ny ondry botry, fa tsy hita izay ho fara harena. [2.415 #2689] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Aoka tsy hanao tsinontsinona ny kely sy ny madinika fa mety ho izy ireny aza no hahitan-tsoa. [1.1]
Aoka tsy hatao tsinontsinona ny olona na zavatra heverina ho kely na madinika, fa mety ho ireny no hahitan-tsoa. [1.1] Entimilaza fa tsy tokony hatao tsinontsinona ireo jerena toa kelikely na mavomavo fa mety ho izy ireny no hahavita zavatra. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne repoussez pas les brebis chétives, car vous ne savez pas en définitive quel sera votre dernier bien et ce que vous aurez pour dernière ressource. [2.415 #2689] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des vicissitudes de la vie et de l'inconstance de la fortune. [2.415 #2689] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Tovolahy manambady antitra, ka ny Tovolahy manam-bady antitra, ka ny | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Jeune homme qui a épousé une vieille femme : c' est pour avoir une bonne cuisine ; car s' il veut s' amuser il semble que sa femme soit sa grand-mère, et s' il la laisse, elle reste sa femme et un homme rassasié est fort. [2.415 #1335]
Un jeune homme qui a épousé une vieille femme: c' est pour avoir quelqu' un qui lui fasse bonne cuisine, car s' il veut s' amuser avec elle, il lui semble qu' elle est sa grand' mère; et s' il ne s' en occupe pas, elle est quand même sa femme, et un homme rassasié est fort. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C. à. d. il a quand même de bons repas. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Tsy mety raha natositosika handeha, fa nony lasa natao folo hafatra. [2.558 #4655] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||