|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : manina

Ohabolana 1Ampongako no mihantona : raha manina aho, dobohako. [2.415 #3326]
Dikanteny frantsayMon tambour dort suspendu, mais quand j' ai de la peine, j' en bats. [2.415 #3326]
Fanazavana frantsaySe disait des possesseurs tranquilles : si on cherche à leur prendre quelque chose, ils recourrent à la police ; autre sens : dès que j' en sens le besoin, je me mets à l' oeuvre. [2.415]

Ohabolana 2Aza manina an' Itrimondahy. [2.558 #683]
Aza maninana an' Itrimondahy. [2.415 #5648, 2.653, 2.165]
Dikanteny frantsayNe luttez pas contre Trimondahy (sorte de monstre des contes). [2.165]
Ne provoquez pas Trimondahy. [2.415 #5648]
Fanazavana frantsayTrimondahy était un monstre fabuleux. Le sens est : ne provoquez pas les gens irascibles. [2.415 #5648]

Ohabolana 3Foto-kazo sy vorona ka izay manina no manatona. [1.1]
Fanazavana malagasyEnti-milaza fa raha misy fiangaviana olona dia ilay mila fanampiana no tokony hanatona fa tsy ilay mpanampy iangaviana akory. [1.1]

Ohabolana 4Izay tia, resy ; izay manina, adala. [2.415]
Ny tia, resy ; ny manim-boafady. [2.558 #3298, 2.415, 1.1]
Fanazavana malagasyEnti-milaza ny fandeferana lehibe ananan' ny efa tia, ka tsy sahy mamalivaly na manohitra firy. [1.1]
Dikanteny frantsayAimer, c' est être vaincu ; regretter, c' est être fou ou déshonoré. [2.415 #5094]

Ohabolana 5Kaikerim-poza maimay, afatotra manin-te hody. [2.558 #1590]
Kekerim-poza, maimay ; afatotr' olona, manina te-hody. [2.415 #3253]
Kekerim-poza maimay, afatotr' olona manin-te hody. [2.653 #1238, 2.165, 1.1]
Fanazavana malagasyIlazana ny fahavoazan' izay tsy mba afaka hanao izay tiany. [1.1]
Dikanteny frantsayQuand on est mordu par un crabe, il y a de l' inflammation ; quand quelqu' un vous attache, on a un grand désir de s' enfuir. [2.415 #3253]
Quant on est pincé par un crabe on a mal; et quand on est prisonnier on voudrait retourner chez soi. [2.165]
Fanazavana frantsaySe disait des choses qu' on est pressé de voir terminer et qui ne le sont pas. [2.415 #3253]

Ohabolana 6Kely manina, ka any an-doha no manetsetra. [2.415 #1570, 2.653 #1245]
Kely no manina ka any an-doha no manaintaina. [2.558 #1623]
Lehibe no ho manina, ka tampon-doha no manetsetra. [2.653 #1356]
Lehibe no manina, ka any an-doha no manetsetra. [2.165 #1385]
Lehibe no manina ka any an-tampon-doha no manetsetra. [2.558 #1776]
Dikanteny frantsayJeune homme qui soupire après celle qu' il aime : c' est à la tête qu' il éprouve du malaise. [2.415 #1570]
Quand une grande personne a des regrets, c' est la tête qui éprouve du malaise. [2.165]
Fanazavana frantsayIl n' y a pas de manifestation extérieure. [2.165]

Ohabolana 7Kibo manina tsy mahatsiaro hanina. [2.415 #2602]
Dikanteny frantsayEstomac plein de tristesse et de regrets, ne pense pas à manger. [2.415 #2602]
Fanazavana frantsayCe proverbe est fait d' assonance : manina regretter et hanina manger. [2.415 #2602]

Ohabolana 8Lahy antitra manina : hitsinjo tsy mahita, handeha tsy afaka. [2.415]
Lahy antitra manin-kavana: hitsinjo, tsy mahita ; handeha, tsy afaka. [2.165 #1954, 2.653 #1295, 2.415]
Dikanteny frantsayUn vieillard s' ennuyant après ses parents (ou ses amis): il voudrait regarder, mais ne peut pas voir; il voudrait aller (auprès d' eux), mais ne peut plus marcher. [2.165 #1954]
Vieux qui a la nostalgie et veut revoir ses parents et son pays : il veut regarder et il ne voit pas, il veut marcher et il ne peut pas. [2.415 #1823]
Fanazavana frantsaySe disait des désirs inutiles ou impossibles. [2.415 #1823]

Ohabolana 9Mitondra inon' iza moa aho izao no tsy hanao " manina azy " avy nandevina ? [2.415 #2885, 2.165]
Mitondra inon' iza moa aho no tsy hanao ny "manin' azy" avy mandevina? [2.558 #2476]
Dikanteny frantsayCelui auquel on n' avait rien donné ne se sentait pas tenu de paraître triste. [2.165]
Puisque je ne rapporte aucun cadeau de l' enterrement, pourquoi me priverais-je de chanter au retour? [2.415]
Fanazavana frantsayPuisque je ne rapporte rien de l' enterrement, pourquoi m' abstiendrais-je de chanter en revenant? [2.165]

Ohabolana 10Mody ny manina fa ny to-fo lasa-davitra. [2.558]

Ohabolana 11Na adala aza ny manina, dia ny tompom-bady ve no hafarana? [2.558 #2640]

Ohabolana 12Ny olom-boky tsy manina, ny malahelo tsy mba liana. [2.558 #3186]
Ny olom-boky tsy mba manina ; ny malahelo tsy mba liana. [2.653 #2375]
Olom-boky tsy manina. [2.165]
Dikanteny frantsayUn homme rassasié n' a plus de regrets (ou de désirs). [2.165]

Ohabolana 13Sakalava miankandrefana : tsy resy fa manina ny tany nahabe. [2.558 #3797]

Ohabolana 14Todiho fa manina, tsingereno fa tia. [2.415 #5144]
Dikanteny frantsayRegardez-le, car il vous regrette ; retournez-vous, car il vous aime. [2.415 #5144]

Fizahan-teny