| Teny iditra | matahotra (tahotra) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mahatsiaro ny tena ho manahinahy eo anoloana na eo am-pieritreretana loza iray na olona na zavatra tsy sahy hatonina: Matahotra an-drainy mafy Isambilo fa nisy ratsy nataony [1.1] | |||||||
| To be afraid of [1.7] | |||||||
| Craindre [1.3, 1.8] | |||||||
| être effrayé [1.3] | |||||||
| être craintif [1.8] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/02/18 |
|