Teny iditra | 1 daka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Famelezana amin' ny tongotra, tsipaka: Nasian' ny soavaly daka indray mandeha izy dia tsy tafarina 4 Tohana: Asivy daka ny lohatrano fa lava loatra [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 a kick, kicking [Ar. Daqqa (?)] see diamanga, tsipaka [1.2] 6 a kick [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 Coup de pied, ruade: Namely daka azy ny soavaly (Le cheval lui a donné un coup de pied) 8 Pièce de soutènement, arc-boutant: Asivy daka ny lohatrano, fa lava (Mettez une pièce de soutènement au chevron, parce qu'il est long) [1.3] 9 coup de pied [1.8] |
Ohatra |
10 Karavasy daka, karavasy daka, misesisesy hatrany izany [2.472] 11 Levilevy sy daka akory ary no azoko tary ananona tary, ka nahatonga ahy hanao tsao-pe ho tsembotsemboka toy izao [2.470] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny daka io |
Fivaditsoratra | 19 daka, kada |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05 |