Teny iditra (1/5) | 1 haihay |
Sokajin-teny | 2 Tsy lazaina |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.2] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/5) | 5 haihay |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Fahatsiarovana hovoa noho ny toe-javatra tsy nampoizina, noho ny hadisoam-panantenana. |
Fanazavàna teny anglisy |
8 [1.2] shame, confusion of mind, reproach. See henatra, haingihaingy. |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.3#205] confusion |
Voambolana |
10 Ontam-po |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/5) | 15 haihay |
Sokajin-teny | 16 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.78] [Taisaka]
foana tanteraka |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.82] [Taisaka]
dépourvu de tout |
Teny iditra (4/5) | 19 haihay |
Sokajin-teny | 20 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
21 [1.2] a joke. See haikahaika, vosobosotra. |
Teny iditra (5/5) | 22 haihay |
Sokajin-teny | 23 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
24 [1.2] [Sihanaka]
a provincial name of the aiay 25 [2.233] aye-aye (Daubentonia madagascariensis) |
Fanazavàna teny frantsay |
26 [1.19] [Tankarana]
animal sauvage. 27 [2.233] aye-aye (Daubentonia madagascariensis) |
Ohatra |
28 Fanihy, haihay, vano, kilandy, longotra, heniheny nefa ahitana nosy. [2.245] |
Voambolana |
29 Haibiby: mampinono |
Tovy hevitra | 30 ahay, aiay |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
108 Ny Gidro |
Fivaditsoratra | 109 ahiahi, ahiahy, haihay, hiahia, hiaiha, ihaiha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |