Teny iditra tongona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy [ tongoña ] [Tanala] havoana, vohitra kely [Rakotosaona 1972]
 Bainga avovona eny an-tanimbary [Rajemisa 1985]
Mpanahaka  togom-bato

Teny iditra tongona
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy red-bellied lemur (Eulemur rubriventer) [Mittermeier: Lemurs]
Famaritana frantsay lémur à ventre rouge (Eulemur rubriventer) [Mittermeier: Lemurs]
Voambolana 
Anarana siantifika Eulemur rubriventer
Teny mitovy hevitra barimaso ~ soamiera
Tsanganana sy sary iray takila Ny Gidro

2014/01/22