Teny iditra | amboanala (amboa, ala) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Anarana nomena ny antokom-biby misy ny babakoto ary matetika aza dia ny babakoto ihany no antsoin' ny maro hoe amboanala [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | Generic name for lemurs. [Richardson 1885] | |
Fandikana frantsay | [Tankarana] sorte de lémurien [David 1952 (takila A)] | |
lémur macaco [Rajemisa: Vakoka] | ||
Fandikana anglisy | indri (Indri indri) [Mittermeier: Lemurs] | |
Fandikana frantsay | indri (Indri indri) [Mittermeier: Lemurs] | |
Voambolana | Haibiby: mampinono | |
Anarana siantifika | Indri indri | |
Teny mitovy hevitra | babakoto ~ endrina | |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny Gidro | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |