Teny iditra (1/2) | 1 babakoto |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] karazana gidro fohy rambo, iray tarika amin'ny amboanala |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] the largest species of lemur which, when wounded, the natives say gets leaves, chews them, and puts them on the wound. It has a short tail with white markings. Lichanotus brevicaudatus. 5 [2.233] indri (Indri indri) |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] lémurien à courte queue (Indris brevicaudatus, Geoffroy Saint-Hillaire) 7 [1.19] [Tankarana] nom d'une espèce de lémurien. 8 [1.5] lémurien à courte queue (Indris brevicauda, Indrisidae) |
Ohatra |
9 [2.649#18] Ampianaro koa ny babakoto ao anaty alan' i Madagaskara 10 [2.643#73] Ragidro sy babakoto izany, hoy Itsima, fa tohizo ny tenin' ise |
Voambolana |
11 Haibiby: mampinono |
Tovy hevitra | 12 amboanala, endrina |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny nalaina | 15 Soratra misy io teny babakoto io |
Tsanganana sy sary iray takila |
16 Ny Gidro |
Sary |
|
Teny iditra (2/2) | 19 babakoto |
Sokajin-teny | 20 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
21 [1.1] fanaratsiana, enti-milaza olona tsy misy saina, donendrina: mangina ilay babakoto itỳ. |
Ohatra |
22 [1.5] Ilay babakoto itỳ! (Espèce de vaurien!) 23 [1.262] Tsy mipepo amin' izany izahay, ry babakoto a! |
Fivaditsoratra | 24 babakoto, taboboka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/25 |
![]() |