|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  ahay
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Fara faharatsiny: Raha tsy hamahana io mahantra io ianao, omeo vola kely ahay izy hamidiny mofo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 rather, in some degree, upon the whole, slightly preferable. Somewhat like aleo. [1.2]
5 at least [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 au moins; plutôt [1.8]
Kamban-teny rehetra  7 mitady sitrany ahay

Teny iditra (2/3)8  ahay
Sokajin-teny  9  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  10 [Antefasy+Betsileo] izahay [1.78]
11 [Bara] izahay, isika [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  12 [Provincial] we, exclusive of person or persons spoken to. See izahay. [1.2]
Kamban-teny rehetra  13 mpila sitrany ahay
Tsanganana sy sary iray takila  14  label='pns' run='pronouns?w=ahay' />

Teny iditra (3/3)15  ahay
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny malagasy  17 [Betsimisaraka] anaran-gidro mpivoaka alina fa tsy mba mivoaka amin'ny antoandro [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  18 [Betsimisaraka] a name for the aye-aye [1.2]
19 aye-aye (Daubentonia madagascariensis) [2.233]
Fanazavàna teny frantsay  20 aye-aye (Daubentonia madagascariensis) [2.233]
Voambolana  21  Haibiby: mampinono
Tsipelina hafa  22 aiay, hahay
Tovy hevitra  23 aingitra
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  101  label="lemurs" run="lemurs?f=5&w=ahay" />

Fivaditsoratra  ahay, 102 Ahià, 103 Haia

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26