|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  maky
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Anarana iombonana ilazana ny gidro, aiay, varika [1.1]
4 karazana varika [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5 the ring-tailed grey lemur [1.7]
6 ring-tailed lemur (Lemur catta) [2.233]
Fanazavàna teny frantsay  7 lémurien gris (Lemur catta) [1.8]
8 maki, maki mococo, maque [2.233]
9 de la famille des lémuriens [1.13]
Ohatra  10  Manana fomba fihazany maky sy sifaka izy. [2.508#]
Voambolana  11  Haibiby: mampinono
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  89  Ny Gidro
Sary 
90 

Teny iditra (2/2)91  Maky
Sokajin-teny  92  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  93 Machi [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  94 Maki [2.996]
Voambolana  95  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  96 Toko sy andininy momba Maky

Fivaditsoratra  97 kima, 98 Makì, Maky, maky, 99 mika, Mika

Nohavaozina tamin' ny 2026/01/14