Teny iditra vakivoho (vaky, voho)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tsimihety] Omby tokambolo misy tsipika fotsy manaraka ny lamosiny sy ny kibony [Rajemisa 1985]
Mpanahaka  Soratr'omby

Teny iditra vakivoho
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy pale fork-marked lemur (Phaner furcifer pallescens) [Mittermeier: Lemurs]
Famaritana frantsay phaner occidental, lémurien à fourche occidental (Phaner furcifer pallescens) [Mittermeier: Lemurs]
Voambolana 
Anarana siantifika Phaner furcifer
Tsanganana sy sary iray takila Ny Gidro

2014/01/22