Teny iditra (1/3) | 1 kinga |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fatrapanao zavatra haingana sy tsara, haingam-panao zavatra, mailaka, mivikiviky: Kinga ery Ikoto rehefa miasa Mahay, havanambanana: Mpitendry zavamaneno kinga Rakoto. 4 [1.13] maila-pihetsika |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] clever, quick, shrewd |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8, 1.13] habile, leste 7 [1.13] adroit, agile |
Ohatra |
8 kinga sy maha miafina koa ry ilay matsaka [2.470] 9 Nisy mpitoraka kinga iray efa nomanina amin' ireo mpanotrika akaiky. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 14 kingakinga |
Mpanahaka | 15 mailaka, mailamailaka, lahilahy, matselaka, tselika, fanalo, malaky, malady, mavika, mavibika, mavitrika, mavitribitrika, mivikiviky, mariadriaka, marisika |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 17 kingà |
Sokajin-teny | 18 filaza mandidin' ny mpamaritra kinga [Fitanisana] |
Ohatra |
19 Ary ialahy, ry Dera, mba kingà sy mahaiza mihetsika, fa misy zavatra kendreko amin' ialahy amin' izao fahatongavan' izy telo mianaka aty izao. [2.4] |
Teny iditra (3/3) | 20 kinga |
Sokajin-teny | 21 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
22 [1.19] [Tankarana]
petit cours d'eau, ruisseau, affluent. § tanandranoboka, vinany. |
Voambolana |
23 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Fivaditsoratra | 24 kangy, kingà, kinga |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |