|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tongona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tanala] [tongoña] havoana, vohitra kely
4  [1.1] Bainga avovona eny an-tanimbary
Mpanahaka  5  togombato
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)7  tongona
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny anglisy  9  [2.233] red-bellied lemur (Eulemur rubriventer)
Fanazavàna teny frantsay  10  [2.233] lémur à ventre rouge (Eulemur rubriventer)
Voambolana  11  Haibiby: mampinono
Tovy hevitra  12  barimaso, soamiera
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  90  Ny Gidro

Fivaditsoratra  91  nongota, ongotan, tongona

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21