|
|
|
|

Teny iditra1  varika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Karazana gidro kely, ny rambony misoratra mitapatapaka [1.1]
4  anarana iombonan'ny amboanala isan-karazany [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5  a smallish brown lemur [1.7]
6  Common brown lemur (Eulemur fulvus fulvus)
7  red-fronted brown lemur, rufous brown lemur (Eulemur fulvus rufus)
8  white-fronted brown lemur (Eulemur fulvus albifrons)
9  Sanford's brown lemur (Eulemur fulvus sanfordi)
10  white-collared brown lemur (Eulemur fulvus albocollaris)
11  collared brown lemur (Eulemur fulvus collaris) [2.233]
Fanazavàna teny frantsay  12  petit lémurien, le macoco à queue annelée [1.54]
13  petit lémurien brun [1.8]
14  lémurien [1.13]
15  Lémur brun (Eulemur fulvus fulvus)
16  lémur à front roux (Eulemur fulvus rufus)
17  lémur à front blanc (Eulemur fulvus albifrons)
18  lémur e Sanford (Eulemur fulvus sanfordi)
19  maki à fraise, lemur à collier blanc (Eulemur fulvus albocollaris)
20  lémur à collier roux (Eulemur fulvus collaris) [2.233]
Ohatra  21  izay mbola nametraka an' i Madagasikara ho loha-laharana eo amin' ny asa fiarovana ireo varika eto amintsika. [1.445#]
Voambolana  22  Haibiby: mampinono
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Renianarana 
Anarana iray reny 
Ohabolana  47  Ohabolana misy io teny varika io
Tsanganana sy sary iray takila  48  Ny Gidro

Fivaditsoratra  49  kirava, vaki-ra, varika

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30