|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : mandringa

Ohabolana 1Mandringa be vatsy ka izay harivan' ny andro no handriana. [2.558 #139]

Ohabolana 2Mandringa kely ila : manao rarangy am-pidinana, fa mikolepaka an-tany marina. [2.415 #1651, 2.558 #138, 2.653]
Dikanteny frantsayBoiteux qui a une jambe atrophiée : il va au pas de course dans les descentes, mais dans un terrain plat il va clopin-clopant. [2.415]
Fanazavana frantsayRéussir dans une chose difficile et ne pas réussir dans une autre plus facile. [2.415 #1651]

Ohabolana 3Ny fo tsy mandringa, ka raha mandalo aho mitsidika ihany. [2.165 #186]
Ny fo tsy mandringa ka raha mandalo mitsidika ihany! [2.415 #5122, 2.558 #3015]
Ny fo tsy mba mandringa: raha mandalo, mitsidika ihany. [2.653]
Dikanteny frantsayLe coeur a de bonnes jambes et ne boite pas ; quand il passe près des amis, il les visite. [2.415]
Le cœur n' est pas boiteux, et quand je passerai, je ferai une petite visite. [2.165]
Fanazavana frantsayMême s' il y a un petit désaccord. [2.165]
On ne doit pas passer près d' un ami sans le visiter. [2.415 #5122]

Ohabolana 4Satrin’ ny mandringa ho ao an-tanàna ny tsena; ary satrin’ ny mpanambady ho ao an-tanàna no manan-drafozana. [2.653]
Satrin' ny mandringa ho ao an-tanàna ny tsena, ary satrin' ny mpanambady ho ao an-tanàna no mandrafozana. [2.558 #3863, 2.415]
Dikanteny frantsayLe boiteux ne demande pas mieux que le marché soit dans le village ; le jeune marié ne demande pas mieux que de pouvoir visiter ses beaux-parents dans le village. [2.415 #5877]
Fanazavana frantsayOn disait ce proverbe à ceux qui répètent sans cesse : combien j' aurais désiré... etc. [2.415 #5877]

Ohabolana 5Trany ity, hoy ilay mandringa tratry ny orana. [2.558 #284]
Trany ity, hoy ilay mandringa tratr’ orana. [2.653]

Fizahan-teny