|
|
|
|

Teny iditra1  amboanala
Fototeny  2  amboa, ala
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Anarana nomena ny antokom-biby misy ny babakoto ary matetika aza dia ny babakoto ihany no antsoin' ny maro hoe amboanala [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  Generic name for lemurs. [1.2]
6  indri (Indri indri) [2.233]
Fanazavàna teny frantsay  7  sorte de lémurien [Tankarana] [1.19]
8  lémur macaco [1.54]
9  indri (Indri indri) [2.233]
Ohatra  10  Efa nadiva ho tafavoaka ny ala izy, vao nahita amboanala [2.649#]
Voambolana  11  Haibiby: mampinono
Tovy hevitra  12  babakoto, endrina
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  90  Ny Gidro

Fivaditsoratra  91  alambanao, amboanala

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30