Teny iditra anjaingy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Honkona atao amin' ny loha tehina
Ny antsetran' ny lefona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Same as anjonjany [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Le fer placé au bout d'un bâton; le talon de la lance [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra anjaingy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra atao lohany amin' ny kilalao; kilalao fanaon' ny ankizilahy izay manao antsongoloka mitehina amin' ny tanana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Walking on one's hands, the feet being turned upwards, as in certain children's games. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Jeu d'enfants consistant à marcher sur les mains, les pieds en haut [1.3]
Voambolana 

Teny iditra anjaingy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Same as ambosy [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31