Teny iditra | 1 kivarivary |
Fototeny | 2 vary |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Voambolana |
4 Kilalao |
Fanazavàna teny malagasy |
5 Tsilalaon' ny ankizy manao nahandrohandro ka vovoka no ataony solon' ny vary [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 Jeu des enfants s’amusant à simuler de petits repas, soit avec des comestibles, soit avec du sable [1.3#341] |
Ohatra |
7 Nilalao teo amin' ilay nosy kely mandra-paharivan' ny andro izahay, nanao tsindriandriana, kivarivary. [2.5#49] |
Tsipelina hafa | 8 tsivarivary |
Fivaditsoratra | 9 kiraviravy, kivarivary |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |